|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 handro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanamasahana sakafo, fitanehana
4 Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the cooking of food
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cuisson
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Toe-karena: hanina |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how handro |
| Teny iditra (2/2) | 22 handro |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 [Antesaka] fiampofoana
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 [Antesaka] action de mettre devant soi, sur ses cuisses
[1.82] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|