Entrée mpiasabe (asa, be)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika
Mitovy hevitra: andrainazy ~ be tsy miteny ~ bonaika ~ entina amin' ny sangany ~ jinjinina ~ joko tsoriaka ~ jomo ~ jomoka ~ kofehy manarapanjaitra ~ konetaka ~ malemy an-dranombary ~ malemy maozatra ~ malemy paika ~ malemy tsy azo ~ manaiky lembenana ~ manaiky lempona ~ manara-drenirano ~ manara-driandrano ~ manaraka ambokony ~ manaraka efa ~ mihako ~ monge-mahalatsaka ~ mongena ~ morabe ~ morainy ~ olom-bodo ~ olombe ~ olon-kova ~ olon-kovabe ~ rainazy ~ tsy sarotiny [1.1]
Explications en anglais A steady-going person. [1.2]
Exemples 
1Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany. [2.470]
2Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31