Entrée |
jomòka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1]
|
| [ jamòka ] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1]
|
Explications en anglais | Quiet and retiring [1.7]
|
Explications en français | Calme, doux [1.3, 1.8]
|
| Retenu, silencieux [1.3]
|
| [ jamòka ] Doux, paisible, silencieux [1.3]
|
Dérivés |
|
Synonymes | [moins usité que jomoka] |
|
Entrée |
jomoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
Poussière. [1.19]
|
Synonymes | |
|