|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8 jomoka

Teny iditra (2/3)9  jaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 ancien nom des boeufs [1.3]
13 zébu [1.54]
Ohatra  14  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
15  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Voambolana  16  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  17 omby
Sary 

Teny iditra (3/3)18  jamoka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
21 corbeille ?. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  jamòka, jamoka, 22 jomaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21