|
|
|
|

Teny iditra1  rainazy
Singan-teny  2 ray, 3 azy
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2]
7 of an easy-going disposition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui a le caractère doux, indulgent [1.8]
Ohatra  9  rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahan-drafozana
[2.131]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  rainazy, 11 zairina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02