|
|
|
|

Entrée1  monina
Radical  2  onina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1]
Explications en anglais  5  to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
6  to reside, to dwell [1.7]
Explications en français  7  résider, habiter [1.8]
Exemples  8  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471]
9  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés  15  19 combinaisons de ce mot
Analogues  16  makatoerana, 17  mamitsaka, 18  manorimponenana, 19  mialokaloka, 20  miampirina, 21  milasy, 22  miorindasy, 23  mipetraka, 24  mitoetra, 25  mitomoetra
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  27 mañino, 28 manony, mañony, 29 minona, minòna, 30 monany, 31 monina

Mis à jour le 2025/10/31