|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; honina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Tovy hevitra  4 honinkonina
Kamban-teny rehetra  5 melokonina

Teny iditra (2/2) 6 ; honina
Fototeny  7 onina
Sokajin-teny  8  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao monina

Fivaditsoratra  9 hanino, honina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04