|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milofo
Fototeny  2 lofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to persevere, to persist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  crmanaoanaina, 12  crmanaokelyandilana, 13  crmanaovalangitrika, 14  crmanaovyverynyaina, 15  crmandanymondronkery, 16  crmikelyaina, 17  crmisikimponitra, 18  crmivakytratra, 19  crtsymikosomaso, 20  foladamosina, 21  mayvolonorona, 22  mayvolontratra, 23  manaoaintsyhozavatra, 24  manaoampingatratra, 25  manaoanditra, 26  manaoanjolofo, 27  manaobotraika, 28  manaolazobe, 29  manaosakafoambanyfoitra, 30  manaosalakafohyrambo, 31  manaoamboaditsika, 32  mandanyrondoha, 33  miadyfoamanaina, 34  miadyfo, 35  mialakabontana, 36  mialakaforo, 37  miantotomaty, 38  miezaka, 39  mifofotra, 40  mikaozatra, 41  mikezaka, 42  mikikitra, 43  mikiry, 44  mikiribiby, 45  mikofo, 46  mikokomaty, 47  mikokotra, 48  mikoremby, 49  milofika, 50  milozoka, 51  mimaso, 52  mimokimoky, 53  mimokitra, 54  miokitra, 55  miongobolo, 56  mitozo, 57  sadymifofotranomivelyvy, 58  tsymanamohamo, 59  tsymanarykarama, 60  tsymandalaaina, 61  tsymandryandrotsymandryalina, 62  tsymialavehana, 63  tsymikelysoroka, 64  tsymiroafo, 65  tsymisatryfanahy, 66  tsymitandrohasasarana, 67  tsymitaraintananaompaka

Teny iditra (2/2)68  milofo
Fototeny  69 lofo
Sokajin-teny  70  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  71 Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]

Fivaditsoratra  72 mifolo, milofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17