|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (2/3)5  lofo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 persistence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 courage, persistance [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  11  Ontam-po

Teny iditra (3/3)12  lofo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 henam-pandevenana [Bara] [1.78]
15 omby vonoina amin'ny fahafatesana [Bezanozano] [1.78]
16 Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 cattle slaughtered for the dead (prov.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 boeufs immolés pour les morts [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  22 folo, lofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19