|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikiry |
| Fototeny | 2 kiry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny
5 Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin' ny fianarana Rabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be obstinate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'obstiner
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mikiry |
| Fototeny | 13 kiry |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 miova, tonga
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mikiry, 16 miriky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|