Entrée may volon' orona
Mots élémentaires may ; volo ; orona
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1]
Synonymes may volon-kelika ~ may volon-tratra

Mis à jour le 2023/05/23