|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miliba
Fototeny  2 liba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto
5 Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  akanga, 11  angatra, 12  angelingely, 13  behaitraitra, 14  besiasia, 15  manampatra, 16  manampokaaina, 17  manaonydaninnykibo, 18  manarambatana, 19  manarampofahazazakamakakitayfotsyvolo, 20  manarampoohatranykaryanefitra, 21  manarampo, 22  manjehynyandroholava, 23  mialaliana, 24  mianjady, 25  migalabina, 26  migodana, 27  miharyzaka, 28  mihenjy, 29  mikarenjy, 30  tondrakaaniomananjaraizayhoampitsokahohitanao, 31  tsymijerynylany, 32  tsymitsapanyhofarany

Teny iditra (2/2)33  milibà
Fototeny  34 liba
Sokajin-teny  35  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miliba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miliba, milibà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21