|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migalabina
Fototeny  2 galabina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy mpanelingelina, miadana tsara, milamina tanteraka: Migalabina ery aho eto ambony sezalava mamaky tantara-na mpitsongo dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to act according to one's own sweet will; to take one's ease and enjoy the good things of this life. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Etre libre, sans frein, suivre ses caprices, être libertin, dissolu [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  migalabìna
Fototeny  12 galabina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migalabina [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  migalabina, migalabìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21