|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 migodana |
| Fototeny | 2 godana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
5 Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 wide, as a road or the floor of a room.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra.
[2.470]
|
| Kamban-teny rehetra | 8 be sakana migodana |
| Teny iditra (2/2) | 9 migodaña |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 manome tsiny, mankarary
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | migodana, migodaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|