|
|
|
|

Entrée1  mandrakizay
Mots élémentaires  2  mandraka, 3  izay
Partie du discours  4  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  5  Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho [1.1]
Explications en anglais  6  forever [1.7]
Explications en français  7  éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
8  à tout jamais [1.8]
Exemples  9  Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
10  ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
11  - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
12  Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
Tous les mots composés  13  mandrakizay doria
Vocabulaire  14  Temps
Synonymes  15  mandrakizay alaovalo, mandrakizay antaranoana, mandrakizay doria
Analogues  16  doria, alaovalo, antaranoana
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/10/11