|
|
|
|

Teny iditra1  antaranoana
Singan-teny  2 antara, 3 noana
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Mandrakizay doria alaovalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 everlasting. Used after mandrakizay. [1.2]
Ohatra  7  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285#]
8  Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113#]

Fivaditsoratra  9 anantaraona, 10 anantaroana, antaranoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11