|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 faritra lalina amin'ny renirano [Taimoro] [1.78]
4 faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [Betsimisaraka] [1.78]
5 Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [1.1]
6 farihy lalina [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 deep water [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 abîme d'eau. [Tankarana] [1.19]
Mpanahaka  9  antaranoana, 10  antaravelona

Teny iditra (2/2)11  antara
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  13 cold, frigid [1.2]
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 anatra, antara, 16 aranta, 17 atrana, 18 rataña, 19 tarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09