|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mandraka
Radical  2  andraka
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
Explications en anglais  5  up to, until (of time) [1.7]
Explications en français  6  jusqu'à [1.3, 1.8]
Exemples  7  Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
8  Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
9  Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Morphologie 
10  Simple :
Tous les mots composés  11  12 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  12  Temps
Synonymes  13  andraka
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)15  mandràka
Radical  16  raka
Partie du discours  17  adjectif
Explications en malgache  18  Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
Explications en anglais  19  to grow lean. [1.2]

Entrée (3/3)20  Mandraka
Partie du discours  21  nom propre (toponyme) [Liste complète]

Anagrammes  22 makandra, 23 Mandraka, mandràka, mandraka

Mis à jour le 2025/10/18