|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandamina |
| Fototeny | 2 lamina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
5 Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to arrange, to set in order
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 arranger, mettre en ordre; réconcilier
[1.8] |
| Ohatra |
8 Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia;
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13 mamboatra, mampirina, mampirindra, manala olana, mandahatra, mandanto, mandravona, mandrindra, mikajikajy, mikarakara, mikirakira, mikojakoja |
| Kamban-teny rehetra | 14 mandamina hevitra |
| Teny iditra (2/2) | 15 mandamìna |
| Fototeny | 16 lamina |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandamina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mandamìna, mandamina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|