|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrindra |
| Fototeny | 2 rindra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
5 Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to set in order, to arrange; to reconcile
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 arranger, mettre en ordre; réconcilier
[1.8] |
| Ohatra |
8 manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
[2.445#]
9 Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mandrindrà |
| Fototeny | 15 rindra |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrindra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | mandrindra, mandrindrà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|