|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandravona
Fototeny  2 ravona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 fampiraisana hevitra maromaro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire la synthèse [1.13]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  mandravona
Fototeny  10 ravona
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandravona ny arabe
13 Mampitovy: Mandravona ny fananana [1.1]
14 mampitovy tantana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15 niveler [1.13]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Voambolana  20  Haitao
Kamban-teny rehetra  21 mandravo-bary

Teny iditra (3/3)22  mandravòna
Fototeny  23 ravona
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandravona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mandravona, mandravòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21