Teny iditra |
lamina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | See lahatra,
andalana
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Organisation; arrangement, ordre, disposition [1.13]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
1 | Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay;
[2.445]
|
2 | Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga.
[2.472]
|
|
|