|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandaminana |
| Fototeny | 2 lamina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'arrangement
[1.3#381] 6 manière d'arranger [1.3#381] 7 implantation, agencement, organisation [1.13] |
| Ohatra |
8 Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy?
[2.113#]
9 Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. [2.4#] |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fanamandina, fandaminana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|