|
|
|
|

Teny iditra 1  filaminana
Fototeny  2 lamina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano
5 Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany
6 Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika [1.1]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how filaminana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  9  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  10 familinana, filaminana, 11 mifanalina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07