Entrée | alamina (lamina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be arranged, to be set in order [1.2] | ||||||||
Exemples | Alamina sy diovina ny manodidina.
[2.117] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | alamina, lamaina, malaina, mianala |
Mis à jour le 2023/01/19 |