| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manambaka: Aza mamitaka ny bado
5 Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny
6 Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo
7 mamangopangoka,
8 mametsy,
9 manangoly,
10 manabony,
11 mandroboka,
12 mandrendrika,
13 misaroro,
14 misarory,
15 mandroky,
16 mandrokidroky,
17 misodika,
18 manao solia,
19 manao sombia,
20 manao sombe,
21 manome vohony,
22 manome vohon-dambo,
23 manao antohimamba,
24 mandainga,
25 manao marina tsy to,
26 manome fitaka,
27 manome lainga,
28 manambaka,
29 mivarotra saka be loha,
30 manolo-bato mafana,
31 manao varo-draikiraiky,
32 mamahan-dalitra,
33 mamahandainga,
34 manao hosoka,
35 manao tsipandrifandry,
36 mania dika,
37 mifetsy,
38 misoloky,
39 misandoka,
40 manandoka,
41 mivarotra,
42 mamandrika,
43 manolikoly,
44 manao ronono an-tavy,
45 mampidi-bingo,
46 mampidi-kizo,
47 mampiditra amin' ny ety,
48 mampiditra amin' ny maizina,
49 manao longoa mitoto-bozaka,
50 mahavoafitaka,
51 manodoka
[1.1]
|