Entrée misandoka (sandoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy
Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay [1.1]
Explications en anglais To pose as another person [1.7]
Explications en français Se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8]
Morphologie 
Présent : misandoka
Passé : nisandoka
Futur : hisandoka
Impératif : misandoha

Mis à jour le 2023/01/20