|
|
|
|

Teny iditra1  mahavoafitaka
Fototeny  2 voafitaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fitokoavana  4 maMItaka [1.1]
5 maNOdoka [1.1]
Ohatra  6  nahavoafitaka ahy ny fihatsaram-belatsihiny (Son hypocrisie m'a trompĂ©) [1.107#58]
7  Ny tsy fahalalana sy ny fitokisana amin'izay heverina ho sangany eo amin'ny tany ama-monina no mahavoafitaka ny vahoaka, hoy izy [4.43]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07