|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manodoka |
| Fototeny | 2 sodoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
5 Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mandokoa, manodoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|