Entrée mamily (vily)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta
Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana
Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray [1.1]
Explications en anglais To turn aside [1.2, 1.7]
 To cause to deviate from a straight course [1.2]
 To cause to deviate; to steer [1.7]
Explications en français Détourner, faire dévier [1.3, 1.8, 1.5]
 Rejeter, égarer [1.3]
 Diriger ou conduire [1.8]
 Conduire une voiture [1.5]
Exemples 
1ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony. [2.996]
2hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro [2.529]
3hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy [2.5]
4Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy. [1.123]
Morphologie 
Présent : mamily
Passé : namily
Futur : hamily
Impératif : mamilia

Mis à jour le 2023/01/20