Entrée |
vily
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
vily
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Anaran-kazandrano kely madinika [1.78]
|
| [Taimoro]
Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [1.1]
|
Exemples | Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily.
[2.285]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
vily
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Mahafaly]
voay
[1.78]
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|