Entrée amiliana (vily)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Tsarovy sy eritrereto ilay tenin' ny ntaolo hoe : "Ny zaza mitombo saina dia toy ny rano am-pasika, ka izay amiliana azy no alehany. [2.69]
Morphologie 
Présent : amiliana, amiliako, amilianao, amiliany, amiliantsika, amilianay, amilianareo, amilian', amilian-, amiliam-, amilia-
Passé : namiliana, namiliako, namilianao, namiliany, namiliantsika, namilianay, namilianareo, namilian', namilian-, namiliam-, namilia-
Futur : hamiliana, hamiliako, hamilianao, hamiliany, hamiliantsika, hamilianay, hamilianareo, hamilian', hamilian-, hamiliam-, hamilia-
Impératif : amilio

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20