|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 family
Fototeny  2vily
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamily.
5Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany.
6Azo avily. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7ce qu'on peut détourner, manière de détourner. [1.3]
Ohatra  8 Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#]

Teny iditra (2/2)9 family    
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny anglisy  11fianakaviana, tarakaka.
12karazana. [1.17]
Ohatra  13 Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#]
Haiendriteny 
14 Tsotra :

Fivaditsoratra  15 family, 16 filima, 17 mifaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07