|
|
|
|

Entrée1  mivily (vily)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
4  Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
5  Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
6  Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
7  Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
Explications en anglais  8  to turn aside, to go astray [1.7]
Explications en français  9  se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mivily

Mis à jour le 2023/01/20