|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lasa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa
4 Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika 5 Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra 6 Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ 7 Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay 8 Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony 9 Lany andro: Efa lasa izany lamody izany 10 Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto 11 Manomboka milalao: Lasa aho [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé
13 à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~ 14 Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~ 15 Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~ 16 Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé) 17 pris, emporté, volé, acheté: 18 Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ 19 Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ 20 Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ 21 Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc) 22 qui a fait son temps, passé, mort: 23 Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ 24 Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière) [1.3] |
| Ohatra |
25 Malahelo vady lasan-davitra
[2.69]
26 Dia lasan' izy roa lahy ny tanimbary. [2.293] 27 izay no olonay lasanareo any andafy, koa tsy aterinareo fa tananareo any ihany [2.366] 28 Taon-dasa, tsy tsaroana tokoa ny an' i Datoa [2.445] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 34 lasana |
| Mpanahaka | 35 dila, 36 nadionyranonitana, 37 nandao, 38 nanifidrano, 39 nylalanamodynonasianyolona, 40 niala, 41 nidify, 42 niendaka, 43 nihataka, 44 nirintona, 45 nisava, 46 nisinda, 47 nisintaka, 48 nisintona |
| Kamban-teny rehetra | 49 Fikambanana 28 amin' io teny io |
| Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lasa, 51 sala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|