Entrée |
nisintona > misintona
(sintona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana ¶ Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano ¶ Mikainkona: Nisintona ny hozany [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
|
Exemples | Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [Andraina: Mitaraina, page 233]
|
Citations |
|
Entrée |
nisintona > misintòna
(sintona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif misintona
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | [Abinal 1888]
|
|