Entrée niendaka > miendaka (endaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [Hallanger 1973]
Explications en français se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [Hallanger 1974]
Morphologie 
miendaka
niendaka
hiendaka
miendaha
Exemples 
1miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [Andriamalala: Ranomasina, page 16]
2Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [Andraina: Mitaraina, page 36]
Citations