Entrée nisava > misàvaka
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Betsileo] Misaraka, mifanalavitra, mitresaka: Mitomoera soa fange misavaka ny seza (Mipetraha tsara fandrao dia mitresaka ny seza) [1.78]

Entrée nisava > isavana (sava)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Dia nilaozany ny omby, narahiny an-jamba ny hery nitarika azy, tsy nitondra afa-tsy ny tehina isavana, tanatin' ny hazo madinika, ny fiakarana izy. [2.270]
Morphologie 
Présent : isavana, isavako, isavanao, isavany, isavantsika, isavanay, isavanareo, isavan', isavan-, isavam-, isava-
Passé : nisavana, nisavako, nisavanao, nisavany, nisavantsika, nisavanay, nisavanareo, nisavan', nisavan-, nisavam-, nisava-
Futur : hisavana, hisavako, hisavanao, hisavany, hisavantsika, hisavanay, hisavanareo, hisavan', hisavan-, hisavam-, hisava-
Impératif : isavao

Anagrammes 

Entrée nisava > misava (sava)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana
Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao
Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1]
Explications en anglais To clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7]
Explications en français Dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8]
Morphologie 
Présent : misava
Passé : nisava
Futur : hisava
Impératif : misavà
Mots composés 

Entrée nisava > misavà (sava)
Partie du discours impératif du verbe actif misava [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes