Entrée dila
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] nidify [Rakotosaona 1975]
Explications en anglais  [Provincial] not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [Richardson 1885]

Entrée dila
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] ampombo [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 
Synonymes lila

Mis à jour le 2020/07/31