|
|
|
|

Entrée1  lainga
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
9  Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1]
Explications en anglais  10  a lie [1.2, 1.7]
11  a falsehood [1.2]
Explications en français  12  mensonge [1.3, 1.8]
13  fausse apparence
14  figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3]
Exemples  15  Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38]
16  Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472]
Analogues  17  fitaka.
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot lainga
Article  21  Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2022/09/05