|
|
|
|

Teny iditra1  fandainga
Fototeny  2 lainga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra
5 Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A liar; one who is in the habit of telling lies. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir [1.3#373]

Fivaditsoratra  fandainga, 8 fidangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12