|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kapoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a blow; a beating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 coup; action de battre [1.3, 1.8]
6 action d'additioner, de former un tout [1.3]
Ohatra  7  Mahazo kapoka aho anio, hoy i Mora. [2.442]
8  Sao, hono, hatao maty kapoka ny soavaliny. [2.470]
9  Ny tsaroako farany dia kapoka mafy tamin' ny lohako dia izay. [2.4]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)39  kapoka
Sokajin-teny  40  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  41 dia: biby kapoka [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/4)42  kaka
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny frantsay  44 gobelet: kapoaka [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (4/4)45  kapoka
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny frantsay  47 (au sens général kapoka : coup, action de frapper). Voacanga thouarsii Roem. & Schult.(Apocynaceae).
48 Avec le latex très tenace, on fabrique des gluaux sur lesquels les oiseaux viennent se coller.
49 Il ne reste plus qu'à leur donner des coups et à s'en emparer.
50 Voir aussi kaboka. [Sakalava, Tanosy] [1.196]
Voambolana  51  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kapoka, kapôka, 53 kopaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20