|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikapoka |
| Fototeny | 2 kapoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo
5 Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to flog, to beat
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 frapper, battre, fustiger
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 mikapoka |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 manakatona (varavarana)
[Bara]
16 pahina: Mikapoka ny masony [1.78] |
| Fivaditsoratra | mikapoka, 17 mikopaka, 18 mpikaoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|