| Entrée (1/3) | 1 janga |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
6 [1.1] Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny |
| Explications en anglais |
7 [1.7] a prostitute immoral |
| Explications en français |
8 [1.3#291] lascif 9 [1.8] prostituée immoral |
| Article | 10 Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/3) | 11 janga |
| Partie du discours | 12 adjectif |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
17 [1.78] [Bara]
sitrana 18 [1.78] [Tandroy] vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga 19 [1.1] [Sakalava] Sitrana |
| Explications en français |
20 [1.19] [Tankarana]
guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) |
| Entrée (3/3) | 21 janga |
| Partie du discours | 22 adjectif |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
25 [1.1#459] Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara |
| Explications en français |
26 [1.3#291] relevé |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|