|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  foza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famoriporetana, familavilana [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  5 fozafoza
Kamban-teny rehetra  6 tanimangampoza

Teny iditra (2/4)7  foza
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 circoncision [1.13]
Voambolana  10  Fahasalamana
Mpanahaka  11  didiampoitra, 12  fora, 13  hasoavana, 14  sambatra, 15  savatse, 16  tapakanake

Teny iditra (3/4)17  foza
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a small fresh-water crab. [1.2]
21 a crab [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 crabe [1.8]
Ohatra  23  Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]
24  Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576]
25  Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Voambolana  26  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4)29  foza
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Karazan' adabo fihinam-boa [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32 (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae).
33 Graines comestibles fournissant une bonne fécule.
34 Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots.
35 La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants.
36 C'est peut-être l'origine du nom.
37 Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  foza, 40 Zofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17