|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hasoavana (soa)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra [1.1]
4  Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
Explications en anglais  5  Goodness; favorable circumstances [1.7]
Explications en français  6  Bonté; circonstances favorables [1.8]
Mots composés 

Entrée (2/2)8  hasoavana (soa)
Partie du discours  9  nom
Vocabulaire  10  Religions, Croyances
Explications en malgache  11  Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
Explications en français  12  hasoavanjaza [1.13]

Anagrammes  13  hasoavana, voasahana

Mis à jour le 2020/07/31