Entrée sambatra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany
Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry [1.1]
Explications en anglais Blessed, happy [1.7]
Explications en français Heureux, béni [1.8]
Exemples Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao. [2.472]
Dérivés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée sambatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka, Tanala] Fora, famorana [1.78]
  [Taisaka] Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io [1.1]
Explications en français Circoncision [1.13]
Analogues  didiam-poitra ~ fora ~ foza ~ savatse ~ hasoavana ~ tapakanake

Entrée sambatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31