|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  foy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
4 Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
5 Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
6 Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 hatched
8 suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
9 secret conversation becoming known [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 éclos [1.3, 1.82]
11 percé [1.3, 1.5]
12 divulgué [1.3, 1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)26  foy
Sokajin-teny  27  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28 ilaozana, ialana [Taisaka] [1.78]
29 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 abandoned, given up [1.2, 1.7]
31 forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32 abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Ohatra  33  ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
34  Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Haiendriteny 
35  Ny ankehitriny :
36  Ny lasa :
37  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  52  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)53  foy
Sokajin-teny  54  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  55 qui ose [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  56 fio, foy, 57 ofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17