|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifoy
Fototeny  2 foy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamotsitra, mamotsika, mamono amin' ny hoho (hao, parasy): Mifoy hao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  mifoy
Fototeny  11 foy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13 to rush out of ambush. [1.2]

Fivaditsoratra  mifoy, 14 miofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17