|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mamoy
Radical  2  mamo
Partie du discours  3  impératif du verbe actif mamoina [Liste complète]

Entrée (2/4)4  mamoy
Radical  5  foy
Partie du discours  6  verbe actif
Explications en malgache  7  mihataka, miala [Taisaka] [1.78]
8  Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
Explications en anglais  9  to forsake, to desert. [1.2]
10  to give up
to lose by death [1.7]
Explications en français  11  renoncer [1.3#180, 1.8]
12  Abandonner, céder à, donner [1.3#180]
13  perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Exemples  14  Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245#68]
15  Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588#]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Tous les mots composés  20  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Entrée (3/4)22  mamoy
Radical  23  foy
Partie du discours  24  verbe actif
Explications en malgache  25  Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
Explications en anglais  26  to suppurate [1.2]
Morphologie 
27  Présent :
28  Passé :
29  Futur :
30  Impératif :
Vocabulaire  31  Santé

Entrée (4/4)32  mamoy
Radical  33  foy
Partie du discours  34  verbe actif
Explications en malgache  35  Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Anagrammes  36 Imamo, 37 mamoy, 38 mioma

Mis à jour le 2025/10/12